1 Samoela 15:6 MG1865

6 Ary hoy Saoly tamin'ny Kenita: Andeha miala ianareo, ka midìna hiala amin'ny Amalekita, fandrao miaraka aringako aminy ianareo, fa ianareo nanisy soa ny Zanak'Isiraely rehetra, fony izy nivoaka avy tany Egypta. Ka dia niala tamin'ny Amalekita ny Kenita.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 15

Jereo 1 Samoela 15:6 amin'ny teny manodidina.