1 Samoela 16:11 MG1865

11 Ary hoy Samoela tamin'i Jese: Tapitra eto avokoa va ny zanakao-lahy rehetra? Dia hoy izy: Ny faralahy no sisa, fa miandry ondry izy. Ary hoy Samoela tamin'i Jese: Maniraha haka azy, fa tsy hipetraka hihinana isika ambara-pahatongany eto.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 16

Jereo 1 Samoela 16:11 amin'ny teny manodidina.