1 Samoela 16:18 MG1865

18 Dia namaly ny anankiray amin'ny zatovony ka nanao hoe: Indro, ny anankiray amin'ny zanak'i Jese Betlehemita no hitako mahay mitendry, sady lehilahy mahery sy mpanafika izy ary mahay mandaha-teny sy lehilahy tsara tarehy, ary Jehovah momba azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 16

Jereo 1 Samoela 16:18 amin'ny teny manodidina.