1 Samoela 16:2 MG1865

2 Fa hoy Samoela: Hataoko ahoana no fandeha; fa raha ren'i Saoly izany, moa tsy hovonoiny va aho? Ary hoy Jehovah: Mitondrà ombivavy kely ianao, ka lazao hoe: Avy hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 16

Jereo 1 Samoela 16:2 amin'ny teny manodidina.