1 Samoela 16:5 MG1865

5 Ary hoy izy: Fihavanana; avy hamono zavatra hatao fanatitra ho an'i Jehovah aho; hamasino ny tenanareo, ary andeha hiaraka amiko ho any amin'ny fanatitra. Dia nohamasininy Jese sy ny zanany ka nasainy ho any amin'ny fanatitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 16

Jereo 1 Samoela 16:5 amin'ny teny manodidina.