1 Samoela 17:12 MG1865

12 Ary Davida dia zanak'ilay Efratita avy any Betlehema-joda atao hoe Jese, izay nanana zanaka valo mirahalahy; ary Jese dia efa zokiolona sy anti-panahy tamin'ny andron'i Saoly;

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:12 amin'ny teny manodidina.