1 Samoela 17:18 MG1865

18 Ary ento ho an'ny mpifehy arivony ireto fromazy didiny folo ireto, dia izahao na tsara ihany ny rahalahinao, na manao ahoana, ary itondray izay hahafantarako ny toeny aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:18 amin'ny teny manodidina.