1 Samoela 17:22 MG1865

22 Ary Davida namela ny entany teo anilan'ny mpiambina entana, dia nihazakazaka nankeny amin'ny laharan'ny miaramila, ary tonga ka nanontany ny amin'izay toetry ny rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:22 amin'ny teny manodidina.