1 Samoela 17:26 MG1865

26 Ary hoy Davida tamin'ny olona teo anilany: Ahoana sy ahoana ange no hatao amin'izay lehilahy mahafaty io Filistina io ka mahafa-tondromaso ny Isiraely? Fa zinona moa io Filistina tsy mifora io, no dia hihaika ny miaramilan'Andriamanitra velona?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:26 amin'ny teny manodidina.