1 Samoela 17:35 MG1865

35 dia nanenjika azy aho ka namely azy, ary azoko teny am-bavany ilay zanak'ondry; ary nony handramatra ahy izy, dia nohazoniko tamin'ny somony, ary nasiako ka matiko.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:35 amin'ny teny manodidina.