1 Samoela 17:38 MG1865

38 Ary Saoly nampiakanjo an'i Davida ny akanjo fiadiany ary nanisy fiarovan-doha varahina tamin'ny lohany sy nampiakanjo azy akanjo fiarovan-tratra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:38 amin'ny teny manodidina.