1 Samoela 17:41 MG1865

41 Ary ilay Filistina nandroso nanatona an'i Davida, sady teo alohany ilay lehilahy mitondra ny ampinga lehibe.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:41 amin'ny teny manodidina.