1 Samoela 17:47 MG1865

47 Ary ho fantatr'izao fiangonana rehetra izao fa tsy sabatra sy lefona no amonjen'i Jehovah; fa an'i Jehovah ny ady, ary hanolotra anareo ho eo an-tananay Izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:47 amin'ny teny manodidina.