1 Samoela 17:50 MG1865

50 Toy izany no nandresen'i Davida ilay Filistina tamin'ny vaton'antsamotady, fa namely ilay Filistina izy ka nahafaty azy, ary tsy nisy sabatra teny an-tànan'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:50 amin'ny teny manodidina.