1 Samoela 17:57 MG1865

57 Ary nony niverina avy namono ilay Filistina Davida, dia nalain'i Abnera izy ka nentiny teo anatrehan'i Saoly, ary mbola teny an-tànany ihany ny lohan'ilay Filistina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:57 amin'ny teny manodidina.