1 Samoela 18:1 MG1865

1 Ary rehefa nitsahatra niteny tamin'i Saoly izy, dia raiki-pitia tamin'i Davida ny fanahin'i Jonatana, ka tia azy hoatra ny tenany mihitsy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 18

Jereo 1 Samoela 18:1 amin'ny teny manodidina.