1 Samoela 19:18 MG1865

18 Dia nandositra Davida ka afaka ary tonga tany amin'i Samoela tany Rama, dia nambarany azy izay rehetra nataon'i Saoly taminy; ary nandeha izy sy Samoela ka nonina tany Naiota.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 19

Jereo 1 Samoela 19:18 amin'ny teny manodidina.