1 Samoela 19:20 MG1865

20 Ary Saoly naniraka olona hisambotra an'i Davida; ary nony hitan'ireo ny mpaminany tafangona sy maminany ary Samoela mitsangana eo ho lohany, dia tonga tamin'ny irak'i Saoly ny Fanahin'Andriamanitra. ka dia mba naminany koa izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 19

Jereo 1 Samoela 19:20 amin'ny teny manodidina.