22 Ary dia lasa nankany Rama koa ny tenany, ary tonga tao amin'ny lavaka lehibe famorian-drano izay ao Seko izy ka nanontany hoe: Aiza Samoela sy Davida? Ary hoy ny anankiray: Indreo ao Naiota any Rama izy.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 19
Jereo 1 Samoela 19:22 amin'ny teny manodidina.