10 Ho torotoro izay miady amin'i Jehovah; any an-danitra Izy no hampikotrokorana hamely azy. Jehovah hitsara ny vazan-tany, ary Izy hanome hery ny mpanjakany sy hanandratra ny tandroky ny voahosony.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2
Jereo 1 Samoela 2:10 amin'ny teny manodidina.