1 Samoela 2:14 MG1865

14 dia natsindrony tao anatin'ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin'ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, ka izay rehetra azon'ny fitrebika tao dia nalain'ny mpisorona ho azy. Ary izany no fanaony tao Silo tamin'ny Isiraely rehetra izay tonga tao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:14 amin'ny teny manodidina.