1 Samoela 2:24 MG1865

24 Tsia anaka, fa tsy tsara ny teny reko; fa mampanota ny olon'i Jehovah ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:24 amin'ny teny manodidina.