1 Samoela 2:27 MG1865

27 Ary nisy lehilahin'Andriamanitra nankany amin'i Ely ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Tsy efa niseho tokoa tamin'ny ankohonan-drainao va Aho, raha mbola tany Egypta tao an-tranon'i Farao izy?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:27 amin'ny teny manodidina.