1 Samoela 2:3 MG1865

3 Aza dia mahery miteny avonavona; ary aoka tsy haloaky ny vavanareo ny fireharehana. Fa Jehovah no Andriamanitry ny fahalalana, ary Izy no mandanja ny asa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:3 amin'ny teny manodidina.