1 Samoela 2:8 MG1865

8 Izy no manangana ny malahelo ho afaka amin'ny vovoka, ary manandratra ny mahantra hiala eo amin'ny zezika, mba hampiara-mitoetra azy eo amin'ny mpanapaka ka hampandova azy ny sezam-boninahitra; fa an'i Jehovah ny andrin'ny tany, ary izany no ametrahany izao tontolo izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 2

Jereo 1 Samoela 2:8 amin'ny teny manodidina.