22 Fa raha hoy kosa aho amin'ilay zazalahy: Indreo eo alohanao ny zana-tsipìka, dia mandehana ianao, fa Jehovah no nampandeha anao.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20
Jereo 1 Samoela 20:22 amin'ny teny manodidina.