1 Samoela 20:31 MG1865

31 Fa raha mbola velona etỳ ambonin'ny tany koa iny zanak'i Jese iny, dia tsy ho tafatoetra tsara ianao na ny fanjakanao. Koa maniraha haka azy hankatỳ amiko, fa meloka tokony ho faty izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:31 amin'ny teny manodidina.