1 Samoela 22:13 MG1865

13 Ary hoy Saoly taminy: Nahoana ianareo no niray tetika hanohitra ahy, dia ianao sy ny zanak'i Jese, tamin'ilay nanomezanao azy mofo sy sabatra ary nanontanianao ho azy tamin'Andriamanitra hahatongavany ho mpanotrika ahy tahaka ny amin'izao anio izao?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:13 amin'ny teny manodidina.