1 Samoela 22:19 MG1865

19 Dia nasiany tamin'ny lelan-tsabatra koa Noba, tanànan'ny mpisorona, dia ny lehilahy sy ny vehivavy, ny ankizy madinika sy ny zaza minono, ny omby sy ny boriky ary ny ondry aman'osy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:19 amin'ny teny manodidina.