23 Tomoera etỳ amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22
Jereo 1 Samoela 22:23 amin'ny teny manodidina.