1 Samoela 23:20 MG1865

20 Koa ankehitriny, ry mpanjaka, araka ny fanirian'ny fonao hidina, dia midìna ianao, fa azonay hatolotra eo an-tànan'ny mpanjaka izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:20 amin'ny teny manodidina.