1 Samoela 23:25 MG1865

25 Ary nandeha Saoly sy ny mpanompony hitady azy. Ary nolazaina tamin'i Davida izany, ka dia nidina tany amin'ny harambato izy ka nitoetra tany an-efitr'i Maona. Ary nony ren'i Saoly izany, dia nanenjika an'i Davida tany an-efitr'i Maona izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:25 amin'ny teny manodidina.