1 Samoela 23:27 MG1865

27 Dia nisy iraka tonga tao amin'i Saoly nanao hoe: Avia haingana ianao, fa ny Filistina efa manafika ny tany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:27 amin'ny teny manodidina.