1 Samoela 23:7 MG1865

7 Ary nambara tamin'i Saoly fa tonga tao Keila Davida. Dia hoy Saoly: Andriamanitra efa nanolotra azy ho eo an-tanako, satria efa voahidy izy izao noho ny nidirany amin'ny tanàna misy vavahady mihidy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:7 amin'ny teny manodidina.