1 Samoela 24:11 MG1865

11 Indro, hitan'ny masonao androany ny nanoloran'i Jehovah anao ho eo an-tanako tao an-johy; ary nisy nilaza hevitra hamonoana anao, saingy niantra anao ny masoko, ka hoy izaho: Tsy haninjitra ny tanako amin'ny tompoko aho, fa voahosotr'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:11 amin'ny teny manodidina.