18 ary hoy izy tamin'i Davida: Marina noho izaho ianao; fa ianao dia nanisy soa ahy, fa izaho kosa namaly ratsy anao.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24
Jereo 1 Samoela 24:18 amin'ny teny manodidina.