1 Samoela 24:3 MG1865

3 Ary Saoly naka telo arivo lahy voafantina tamin'ny Isiraely rehetra ka lasa nitady an'i Davida sy ny olony tany amin'ny vatolampin'ny osi-dia.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:3 amin'ny teny manodidina.