1 Samoela 24:5 MG1865

5 Ary hoy ny olon'i Davida taminy: Izao no andro nolazain'i Jehovah taminao hoe: Indro, hatolotro eo an-tananao ny fahavalonao hataonao araka izay sitrakao. Dia nitsangana Davida ka nitsaitsaika nanapaka ny sisin'ny kapôtin'i Saoly.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 24

Jereo 1 Samoela 24:5 amin'ny teny manodidina.