1 Samoela 25:10 MG1865

10 Fa Nabala namaly ny mpanompon'i Davida hoe: Inona moa Davida? Ary inona moa ny zanak'i Jese? Misy mpanompo maro ankehitriny izay milefa miala amin'ny tompony.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:10 amin'ny teny manodidina.