1 Samoela 25:15 MG1865

15 Fa ireo lehilahy ireo dia nanao tsara tokoa taminay, ka tsy naninona tsy naninona izahay, ary tsy nisy zavatra very tamin'izay andro nitoeranay tao aminy, fony tany an-tsaha izahay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:15 amin'ny teny manodidina.