1 Samoela 25:18 MG1865

18 Dia nandeha faingana Abigaila ka naka mofo roan-jato sy divay eran'ny tavoara roa sy ondry dimy voavoatra sy lango indimin'ny vata sy takela-boaloboka maina zato ary ampempan'aviavy roan-jato, dia nasampiny tamin'ny boriky izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:18 amin'ny teny manodidina.