1 Samoela 25:22 MG1865

22 Mba hataon'Andriamanitra toy izany anie ny fahavalon'i Davida, eny, mihoatra noho izany aza, raha dia havelako hisy miangana na dia lehilahy iray aza izay mety ho azy ambara-pahazavan'ny andro.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:22 amin'ny teny manodidina.