1 Samoela 25:31 MG1865

31 dia tsy ho alahelo na ho nenina amin'ny fon'ny tompoko izany, fa tsy nandatsa-drà foana ianao, na namaly ho an'ny tenanao, tompoko; fa rehefa asian'i Jehovah soa ny tompoko, dia mba tsarovy aho ankizivavinao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 25

Jereo 1 Samoela 25:31 amin'ny teny manodidina.