1 Samoela 27:10 MG1865

10 Ary hoy Akisy: Moa tsy nanafika va ianareo androany? Dia hoy Davida: Nanafika ny tany atsimo izay an'i Joda sy izay an'ny Jeramelita ary izay an'ny Kenita izahay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 27

Jereo 1 Samoela 27:10 amin'ny teny manodidina.