1 Samoela 27:8 MG1865

8 Ary Davida sy ny olony niakatra ka nanafika ny Gesorita sy ny Gizrita ary ny Amalekita; fa ireo nonina tamin'ny tany hatrizay ela izay, dia hatrany akaikin'i Sora, hatramin'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 27

Jereo 1 Samoela 27:8 amin'ny teny manodidina.