1 Samoela 28:10 MG1865

10 Ary Saoly nianiana tamin'i Jehovah ka nanao taminy hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hisy heloka hahazo anao amin'izao zavatra izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 28

Jereo 1 Samoela 28:10 amin'ny teny manodidina.