1 Samoela 3:11 MG1865

11 Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Indro, Izaho hanao zavatra eo amin'ny Isiraely, ka izay rehetra mandre izany, dia hangintsingintsina ny sofiny roa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:11 amin'ny teny manodidina.