18 Dia nambaran'i Samoela azy avokoa ny zavatra rehetra, ka tsy nisy nafeniny azy. Dia hoy Ely: Izy no Jehovah, aoka Izy hanao izay sitraky ny fony.
Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3
Jereo 1 Samoela 3:18 amin'ny teny manodidina.