1 Samoela 3:5 MG1865

5 Dia nihazakazaka nankeo amin'i Ely izy ka nanao hoe: Inty aho, fa niantso ahy ianao. Fa hoy Ely: Tsy niantso aho, andeha mandry ihany. Dia lasa nandry izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:5 amin'ny teny manodidina.