1 Samoela 3:8 MG1865

8 Ary Jehovah niantso an'i Samoela indray fanintelony. Dia nifoha izy ka nankao amin'i Ely ary nanao hoe: Inty aho, fa niantso ahy ianao. Dia fantatr'i Ely fa Jehovah no niantso ny zaza.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 3

Jereo 1 Samoela 3:8 amin'ny teny manodidina.